
Un grand Merci à Maneva pour la parole!!! Te ho soa Fitia tsy vorindra Tsy nety hafana ny fo Nikasa hifindra, hanova famindra Fa mba te ho soa Efa leo ny mihafy Fa tratry ny herika mafy...
Rnb tena tsara!Ezaka manokana ny nametrahana tononkira mba hankafizanareo azy kokoa!!!Miala tsiny raha somary misy diso kely e! Nataoko ihany angamba ny azo atao Hoentiko nanadinoana anao 'Reo...
Djarinako zey Zagnahary Natokisako eky e e e Zazavavy nalemy fagnahy e No niavaka e e e e Herin-taogno sy tsota fanjava e Bangiridagna e e e e ‘Fampivoady ho rano sy vary e Ka t...
HOE TIA HOE TIA Vao nomena toky dia sahy nivelatra Kanjo voasoloky ka tapak'elatra Nanantena arira ka dia potraka Hoe tia hoe tia kinanjo nihoso-potaka Hay voaisy fefy voafariparitra Hay moa mora...
Embona sy haninaTsiahy mahafaninaNgoly ny fo mameloveloMadisadisan'alaheloNy havona tazaninaTsy hita ho dinganinaFa lavitra loatra ianao ka tsy tratraNy aina marary ny fo maratraFa ny antsoko ny...
Andrasako Foana anao 1er couplet : An an chérie éé An an chérie kô Efa ela izay éé Miarahantsika mama Efa mano koa maman Y zaka hita mamako ôo^ Nifamdimby tao ...
Nalefa stazy tany Madirovalo Ny mpianatry ny oniversite Nalefa stazy izy ireo Handinika ny zava-misy an Maromaro ireo zava-misy hitan'zareo tao Madirovalo anisan’izany ny tantaran’i Adamalandy...